copy and paste this google map to your website or blog!
Press copy button and paste into your blog or website.
(Please switch to 'HTML' mode when posting into your blog. Examples: WordPress Example, Blogger Example)
Avy amin’ny fahaverezana ho amin’ny voninahitra - Ny Baiboly a Ny Zanak’ondrin’Andriamanitra Tsy maintsy ho voasoratra ao amin’ny bokin’ny fiainana ny anarana, raha te ho afa-miala amin’ilay fanamelohana mandrakizay Antsoina ihany koa hoe « Ny bokin’ny fiainan’ny Zanak’ondry izay voavono » io bokin’ny fiainana io, any amin’ny andininy hafa ao amin’ny bokin’ny Apokalypsy ihan y1
TRAVAILLEURS JOURNALIERES Amin’izany valin-teny izany, dia naneho izy fa ny asany dia ny manao fanavaozana ara-pahasalamana, fiantsoana amin’ny fibebahana ny fahotana, ary manohana ny fihetsiketsehana izay “manamboatra ny tapaka”, tafiditra ao koa ireo asa maro noho ireo izay fanaon’ny mpaminany andavanandro, dia ny filazàna ny momba ny zavatra ho avy araka ny fahitan’Andriamanitra azy Namorona boky
NY FINOANA - tv2vie. org Eny tokoa, ny apôstazia (fialana amin’ny finoana) izay nambaran’ny mpaminany dia tonga amin’ny fara tampony ary ny filazantsara mifangaro sy izay nesorina tamin’ny fahamarinana rehetra dia torina manerana an’izao tontolo izao Hany ka maro ny kristiana no tsy mahalala akory ny atao hoe finoana
Boky torolalana ho an ny mpampianatra ny Fampianarana sy . . . Afaka manatratra io tanjona io ianao amin’ny alalan’ny fiainana amim-pahazotoana ny filazantsara, sy ny fampianarana ny filazantsara amin’ny fomba mahomby amin’ireo mpianatrao, ary ny fitantanana araka ny tokony ho izy ny kilasinao na ny fandaharam-pianaranao
Fiomanana ho Misiônera: Boky torolalana ho an ny Mpampianatra Fianarana ny filazantsara faha 130: Ny Fiomanana ho misiônera dia natao hanampiana amin’ny fanomanana ireo mpianatra ho amin’ny asa fitoriana amin’ny fotoana feno amin’ny alalan’ny fifantohana amin’ireo fotopampianarana sy fitsipika ary torohevitra hita ao amin’ny soratra masina sy ny tenin’ireo mpaminany ary ny Torio ny
FPMA-VFL-Fitrandrahana hira ho aminny fanompoam-pivavahana . . . I ANDRIAMANITRA RAY (hira 36 36 cantiques : 1-36) 1 1 Ny fiderana sy fisaorana Azy (20 cantiques : 1 à 20) 1 2 Ny asany amin'ny famoronana (4 cantiques : 21 à 24) 1 3 Ny Fahatsarany amin'ny fitondrana (2 cantiques : 25 à 26) 1 4 Ny fahasoavany amin'ny fanavotana (10 cantiques : 27 à 36)
Ny Lalana Mankany Amin’ Andria- manitra Ary Jehovah Andriamanitra nandidy an- dralehilahy ka nanao hoe: Ny hazo rehetra eo amin' ny saha dia azonao ihinanana ihany, fa ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy dia aza ihinanana; fa amin' ny andro izay ihi- nananao azy dia ho faty tokoa hianao "